Joyeux anniversaire Nivo il y a 639 jours Citation('342212','342212','6','1824')">Reporter spamJoyeux anniversaire Nivo!
Mirary soa anao sy i Christophe.
De vao haingana koa vao fantatro fa nody mandry i Mamamnareo t@ herintaona. Mankahery indrindra.
Tianaina
PS:Raha misy mahita an'i Nivo dia mba ampitao aminy ny hafatra. Misaotra
--- Kindly with Love
Les commentaires: 1 Affichages: 420
|